# Gesorita na Makatita Ireo dia anarana vondron'olona. # Gesora sy Makata dia nonina teo amin'ireo Israely "Gesora" sy "Makata" dia anaran'ireo razambe "ny Gesorita" sy "ny Makatita" na anaran-tanĂ na izay nonenany. D.H: "Ireo olona ireo dia mitoetra eo amin'ny Israely" # tamin'izany andro izany. Ity dia manambara ny vanim-potoana izay nanoratan'ny mpanoratra ity boky ity.