# Ary Ity teny ity eto dia nampiasaina hanamarihana ny fahapotehina tao amin'ny fizotry ny tantara. Eto ny mpanoratra dia manomboka manome fampahafantarana fototra. # indreto ireo mpanjaka Ity dia maneho ny lisitry ny mpanjaka izay manohy manoloana ny andininy 24. # Araba...Aroera Ireo dia anaran-toerana. # Sihona...Hesbona Izany dia anarana tanĂ n'andriana an'ny firenen'i Sihona.