# Eglona Ity dia anaran-tanĂ na. # Nambabo azy izy ireo ary namely ny olona rehetra tamin'ny sabatra Ny sabatra dia manambara ny miaramilan'Israely ary ny famelezana dia maneho ny hevitra famonoana sy fahapotehina. D.H: "Nambabo izy ireo ary namono sy nandringana." # Naringan'izy ireo tanteraka ny zava-miaina rehetra tao, tsy nisy navela niangana...Naringany tanteraka izany, sy ireo zava-miaina rehetra tao aminy. Ireo fehezanteny roa ireo dia milaza zavatra mitovy amin'ny ankapobeny ary natambatra ho amin'ny fanasongadinana. Nasongadin'izy ireo miaraka ny fahapotehina tanterak'i Hesbona.