# Tsy nisy na dia teny iray aza tsy novakian'i Josoa tamin'ireo nandidian'i Mosesy D.H: "Novakian'i Josoa ny teny rehetra izay nandidian'i Mosesy" na "Novakian'i Josoa ny lalàn'i Mosesy rehetra" # Israely Ity dia maneho ny firenen'Israely.