# Josoa nanamboatra antsy afovato...namora ireo lahin'Israely rehetra Izany dia manodidina ny lehilahy 600,000; koa mazava izany rehefa nandray an-tanana izany asa izany i Josoa, dia maro ny olona nanampy azy. Raha mampifangaro ireo mpamakinao izany, dia tokony hanao izany mazava tsara ianao. D.H: "Josoa sy ireo Israelita nanao ny tenany antsy afovato...noforan'izy ireo ny lehilahy rehetra" # Gibeata Haralota Ity dia anaran-toerana izay ahatsiarovana an'Israely nanamasina ny tenan'izy ireo tamin'i Yaveh. Midika izany hoe "havoan'ny fanamasinana."