# ny Jordana Ity dia maneho ny Reniranon'ny Jordana. # ireo vahoaka Ity dia manambara ny firenen'Israely. # Niampita Ity dia midika ho fandehanana mankany ampitan'ny moron'ny ony. D.H: "nandeha avy any amorony iray mankany ampitan'ny morony" # teo anoloan'ny vahoaka Izany dia maneho ny feloavan'ny vahoaka na eo andilan'ny vahoaka rehetra. Ny olona rehetra dia nahita ny fiara lasa nentin'ireo mpisorona.