# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola miresaka amin'ny Israely hatrany i Josoa ny amin'ny fahagagana izay ho ataon'i Yaveh. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny Rain'Israely ihany no mahay fiampitan' ny Ranomasina mena, ireo olona ireo dia hahay hiampita ny onin'ny Jordana eo amin'ny tany maina. # faladian-tongotra Izany dia maneho ny ambanin'ny tongotr'izy ireo. # any ambony ITy teny iTy dia maneho ny lalan'ny Reniranon'ny Jordana mikoriana mankany amin'ny Israely. # hijanona hiangona ho iray Ny rano dia hijanona ao amin'ny toerana na faritra iray. Tsy hikoriana manodidina ireo mpisorona izany.