# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Josoa milaza amin'ny Israely izay ataon'i Yaveh. # handroaka eo anoloanareo Yaveh dia hanery ireo olon-kafa mipetraka eo amin'ny tany mba hiala na ho vonoina. # miampita "miampita" dia midika mandeha avany ampitan'ny moron'ny Jordana. D.H: "handeha avany amoron'izany mankany ampitan'ny moron'izany"