# Fampafantarana amin'ny ankapobeny Mbola miresaka amin'i Rahaba hatrany ireo mpitsikilo Israelita roa makasika ny fampanantenan'izy ireo taminy. # Fampafantarana amin'ny ankapobeny Nitaky ny mba tsy hiteny teny mahakasika ny fitsidihan'izy ireo tamin'i Rahaba ireo mpitsikililo na mba halalaka ny amin'ny voadiny izy ireo hiarovana ny finakavian'i Rahaba. # fa raha miresaka "Ianao" dia maneho an'i Rahaba. # Hatao anie izay voalazanareo Nanaiky ny amin'ny filazana ny voady hiarovana ny finakaviany i Rahaba.