# Nona Rain'i Josoa izany. # Sitima Izany dia anaran-toerana any andilana atsinanan'ny Reniranon'ny Jordana. Midika ho "Hazo Akasia" # Toy ny mpitsikilo Ireo lehilahy ireo dia nitsidika ny tany hoe ahoana no tokony handresen'ny Israely ny tany.