# Famaphafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy ny resany amin'ny vahoakan'Israely Andriamanitra. # lasa malemy ny tany Eto ny tany dia resahina toy ny hoe olona iray. Na izany aza anefa, ny dikan-teny sasany dia mandika izany andalan-teny izany ho fomba fiteny isan-karazany: "mitaraina ny tany."