# Fampifandraisana ny foto-kevitra : Manohy ny fanandrinany an'i Joba i Yaveh. # Fampahafantarana amin’ny Ankapobeny: Eto, Yaveh dia mampiasa ireo fanontaniana efatra ireo mba hanamafisany fa i Joba dia tsy tahaka an'i Yaveh satria Joba dia tsy afaka mifehy ny ombi-dia. # Ho faly hanompo anao ve ny ombi-dia? Io fanontaniana io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Tsy ho faly hanompo anao ny ombi-dia." # ny ombi-dia Ireo mety ho heviny dia 1) karazan'omby izay nipetraka tany an'ala na 2) karazan'ombi-dia. # faly "mazoto" # Hanaiky ny hijanona eo amin'ny amin'ny fihinana namboarinao ve izy? Io fanontaniana io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Tsy hanaiky ny hijanona eo amin'ny fihinana namboarinao izy." # Hanaiky ny hijanona ao amin'ny fihinana namboarinao "hijanona eo amin'ny fihinana namboarinao mandritra ny alina" # fihinana namboarinao zavatra fasiana sakafom-biby mba hahafahany mihinana. # Mahafehy ny ombi-dia anao amin'ny tady mba hamadihany ny bainga ve ianao? Io fanontaniana io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Tsy mahafehy ny ombi-dia amin'ny tady mba hamadihana ny bainga eny an-tsahanao ianao." # amin'ny tady Fatorana amin'ny tady lohan'ny biby na ny tendany mba hitarihana azy. # bainga Fotaka mivadika manaraka ny lavany rehefa avadika. # Handravona ny lohasaha ho anao ve izy? Io fanontaniana io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Tsy handravona ny lohasaha ho anao mihitsy izy." # handravona Mampalama sy mamaky ny nofon-tany.