# Takatrao ve ny fihevahevan'ireo rahona, ireo asa mahagagan'Andriamanitra, izay tonga lafatra amin'ny fahalalana? Manontany io fanontaniana io i Eliho mba hanamafisana fa i Joba dia tsy mahalala ireo zavatra ireo. DH: "tsy mahalala ny fihevahevan'ny rahona ianao, ireo asa mahagagan'Andriamanitra, izay tonga lafatra amin'y fahalalana." # fihevahevan'ny rahona "ny fomba fihevahevan'ny rahona" # ireo asa mahagagan'Andriamanitra DH: "na mahatakatra ireo asa mahagagan'Andriamanitra" na "ary tsy mahatakatra ireo asa mahagagan'Andriamanitra ianao" # Takatrao ve ny mahatonga ireo akanjonao hafana ...avy any atsimo ny rivotra? Manontany io fanontaniana fampisainana io i Eliho mba hanamafisana fa i Joba dia tsy mahalala ireo zavatra ireo. DH: "tsy takatrao ny fomba mahatonga ny akanjona hafana ...avy any atsimo ny rivotra." # ny mahatonga ireo akanjonao hafana "ny mahatonga anao hafana ao anatin'ny akanjona" na "ny mahatonga anao ho tsemboka ao anatin'ny akanjonao" # satria tonga avy any atsimo ny rivotra Any Israely, ny rivotra mafana dia mitsoka mandalo ny tany efitra avy any atsimo ary miteraka hafanana. DH: "nohon'ny rivotra mafana sy maina mitsoka avy any atsimo"