# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Manohy ny firesahany amin'i Joba i Eliho. # ho azy Io dia tsy manondro olona voafaritra. Eliho dia manohy ny firesahany ny olona amin'ny ankapobeny. # avy amin'ireo anjely an'alinalina Amin'ny fiteny sasany dia tsotra kokoa ny miteny izany amin'ny hoe "maro dia maro" noho ny amin'ny hoe "an'alinalina." DH: "avy amin'ny anjely maro dia maro" # lavaka Ny toerana izay alehan'ny olona maty dia aseho amin'ny "lavaka." DH: "toerana izay alehan'ny olona maty # fa nahita vidim-panavotana ho azy aho Io dia midika fa nahita fomba hanefana ny ny fahotan'ny olona ilay anjely ka mba tsy voatery ho faty izy. DH: "satria efa nahita hevitra ho anao mba hitazonana azy tsy ho amin'ny fahafatesana aho"