# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Manohy ny fitenenany amin'i Joba i Eliho. # teo an-tsofiko "amin'ny izay handrenesako anao" # reko ny feon'ny teninao nanao hoe Io dia miresaka ny firesahan'i Joba toy ny hoe firesahan'ny "teniny". DH: "Nahare anao niteny aho hoe" # Madio Ny olona izay heverin'Andriamanitra ho azo ekena ara-panahy dia resahina toy ny hoe olona madio ara-batana. # tsy misy ota ato amiko "tsy nanota aho"