# Mihovitrovitra ny andrin'ny lanitra ary taitra tamin'ny fitenenany mafy Ny olona dia nihevitra ny lanitra na ny habakabaka ho miankina amin'ny andry. Joba dia miresaka ny andry ho toy ny olona izay mihovitrovitra rehefa tezitra Andriamanitra. DH: "Ny andry izany manohana no lanitra dia mihovitrovitry ny tahotra rehefa miteny mafy azy ireo Andriamanitra" na "Ny andry izay manohana ny habakabaka dia mihovitrovitra tahaka ny olona izay matahotra rehefa miteny mafy azy ireo Andriamanitra" # nampianjerany an-dRahaba namotihany an-dRahaba # Rahaba Io dia anarana biby mampitahotra izay mipetraka any anaty ranomasina.