# Fampifandraisana ny foto-kevitra : Manohy ny firesahany amin'i Joba i Elifaza. # Hitandrina ny lalana taloha izay nalehan'ny olona ratsy fanahy ve ianao Ny fanaovana asa ratsy eto dia resahina toy ny hoe fandehanana amin'ny lalana. DH: "Hanahy ny zavatra izay ataon'ny olona ratsy fanahy ve ianao" # ireo izay nesorina talohan'ny fotoany Ny fahafatesana eto dia resahina toy ny hoe nesorin'Andriamanitra. DH: "ireo izay maty" na "ireo izay nesorin'Andriamanitra" # ireo izay voafaoka toy ny renirano ny fototr'izy ireo Ny fahafatesan'ny olona ratsy fanahy dia resahina toy ny hoe trano izay nofaon'ny tondra-drano ny fotony. # Inona no azon'ny Tsitoha atao aminay Mitanisa ny fanontaniana fampiasan'ny ratsy fanahy mba hanesoana an'Andriamanitra i Elifaza. DH: "Tsy afaka manao na inona na inona aminay ny Tsitoha!"