# Fampahafantarana amin’ny Ankapobeny: Manohy ny firesahany amin'i Joba i Zofara. # izy "ny olona ratsy fanahy" # Hanidina toy ny nofy izy ...ho enjehina toy ny fahitana amin'ny alina izy Eto, ny "manidina" sy ny " enjehina" dia mampiseho fanjavonana. Mety milaza ny fanadinoana an-kolaka koa izy ireo, satria manjavona ny nofy sy ny fahitana rehefa manadino azy ireo ny olona. DH: "Hanjavoana toy ny nofy izy ...Ho andinoina toy ny fahitana amin'ny alina izy" # ary tsy hahita azy DH: "ary tsy misy hahita azy " # Ny maso izay nahita azy Ny maso dia mampiseho olona. DH: "Izay nahita azy" na "Ny olona izay nahita azy" # ny toerany Ny andian-teny "toerany" dia mampiseho ireo velona amin'ny toerany. DH: "Ny olona izay mipetraka amin'ny toerany" na "ny fianakaviany"