# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manohy mamaritra ny olona ratsy fanahy izay natombony nofaritana tao amin'ny 15:19 i Elifaza. # miandry azy ny sabatra Eto, ny "sabatra" dia sarin-teny izay manondro fahavalo izay miandry ny olona ratsy fanahy. Ireo mety ho heviny dia 1) manahy izy sao hisy hamono azy. DH: "matahotra izy sao hisy hamono azy" na 2) azo antoka fa ho faty izy. DH: "misy miandry hamonao azy" # hitady mofo Eto, ny "mofo" dia manondo sakafo amin'ny ankapobeny. DH: "hitady sakafo" # ny andron'ny fahamaizinana Io dia fomba fiteny. DH: "ny andron'ny loza" na "ny fotoam-pahafatesany" # antomotra Io dia fomba fiteny. DH: "ho avy tsy ho ela" # mandresy "mahery" na "maharesy" # tahaka ny mpanjaka vonon-kiady Io dia mampitaha ny ny fomba nadresen'ny fahiriana sy fangirifiriana azy amin'ny mpanjaka, izay vonon-kiady hanohitra azy. DH: "tahaka ny mpanjaka, izay vonona ho amin'ny ady, hanohitra azy"