# Fampahafantarana amin’ny Ankapobeny: Manohy ny firesahany aminAndriamanitra i Joba # Iriako ny mba hanafenanao ahy Io dia fihetsem-po izay maneho fa i Joba maniry mafy kanefa tsy dia manantena firy ny fitrangan'izany. DH: "Tiako raha afeninao aho" # hihazonanao ahy ao amin'ny miafina "manidy ahy" na "manafina ahy" # ary mba hahatsiarovanao ahy avy eo Mahatadidy olona dia fomba fiteny izay midika ny fieritreretana mahakasika azy. DH: "ary mba hieritreritra azy avy eo" na "ary mba atsiarovana ahy" (UDB) # Raha maty ny olona iray, moa mbola hiaina indray izy Ny valin-teny miafina dia "tsia." DH: "raha maty ny olna iray, dia tsy ho velona intsoony izy" # hiandry ny fotoam-paharerahako rehetra any Ny andian-teny "ny fotoam-paharerahako" dia mampiseho ny faharetan'ny fotoana hampareraka an'i Joba. DH: "mba hiandry nhy fotoako rehetra any na dia ho reraka aza aho" # mandra-pahatongan'ny fanafahana ahy Ny anarana "fanafahan" dia azo seho amin'ny matoanteny "afaka." DH: "mandra-pahatongan'ny fotoana hanafahana ahy" na "mandra-panafahanao ahy"