# Fampahafantarana amin’ny Ankapobeny : Fampahafantarana amin’ny Ankapobeny: Manohy ny firesahany aminAndriamanitra i Joba. # Iza no afaka mitondra zavatra madio avy amin'ny zavatra maloto? Mampiasa io fanontaniana io i Joba mba handresen-dahatra an'Andriamanitra mba hampiharany izay fantany mahakasika ny zava-maloto amin'i Joba. DH: "Tsy misy mahatondra zavatra madio avy amin'ny zavatra maloto" # Voafaritra ny andron'ny olona DH: "mamaritra ny andron'ny olona Ianao" na "manapa-kevitra ny amin'ny halavan'ny fiainan'olona Ianao" # Ianao no manapaka ny isan'ny volana iainany Ny isan'ny volan'ny olombelona eo amin'Andriamanitra dia mampiseho ny fandidian'Andriamanitra ny amin'ny isan'ny volana iainan'ny olombelona. "Ianao no mandidy ny isan'ny volana iainany" # ianao no nanondro ny fetrany izay tsy azony hihoarana Ny fe-potoana dia mampiseho ny fetran'ny fotoana iainana izay nataon'Andriamanitra hafatesan'ny olona. DH: "efa nanondro ny fotoana izay hafatesany Ianao, ary tsy afaka hiaiana mihoatra izany izy. # ny mpikarama ny olona izay karamaina mba hiasa ry mody avy eo.