# Raha...mampangina olona "Raha Andriamanitra...mampangina ny olona any am-ponja" # raha miantso olona ho tsaraina Izy Ny anarana "fitsarana" dia azo adika matoanteny "mitsara." DH: "Raha miantso ho any aminy Andriamanitra mba ahafahany mitsara azy" # iza no afaka hanakana Azy Io fanontaniana io dia manamafy fa tsy misy afaka manakana an'Andriamanitra. DH: "Tsy misy afaka manakana Azy!" # tsy ho tsikariny ve izany? Io dia manamafy fa Andriamanitra mahatsikaritra ny fahotana. DH: "Tsikariny tokoa izany!" # Nefa ny olona adala tsy manana fahatakarana Ny anarana "fahatakarana" dia azo aseho ho matoanteny "mahatakatra." DH: "Fa ny olona adala dia tsy mahatakatra" # ho azon'izy ireo izany rehefa miteraka olona ny apondra-dia Satria ny apondra dia tsy hiteraka olona mihitsy, io dia midika fa ny olona adala dia tsy hanana fahazavan-tsaina mihintsy. DH: "Raha hiteraka olona ny ampondradia dia hanana fahazavan-tsaina ny olona adala" na "sarotra tahaka ny ampondra hiteraka olona ny hananan'ny adala fahazavan-tsaina"