# navoakanao avy tao am-bohoka Eto, ny navoaka avy tao am-bohoka dia mampiseho ny fahaterahana ho amin'izao tontolo izao. DH: "namoaka ahy avy tao an-kibon-dreniko" na "nitondra ahy ho amin'izao tontolo izao" # nanolotra ny fanahiko Ny fanolorana ny fanahin'ny tena dia mapiseho fahafatesana. DH "maty" # tsy mba nisy maso nahita ahy Mampiasa ny "maso" i Joba mba hanondroany ny oona rehetra. Aleony maty teo am-pahaterahana, mialohan'ny nahitan'olona azy. DH: "mialohan'ny nisy olona nahita ahy" na "mialohan'ny teraka aho" # ho nentina aho "Ho nentina ny tenako"