# Raha resaka tanjaka "raha misy fifaninana ara-tanjaka" # indro "jereo" na "henoy izay holazaiko aminao" # mahery Izy "izy ilay matanjaka" # iza no afaka hiantso Azy Io fanontaniana io dia valin-teny "tsy misy" mba hilazana fa ntsy misy afaka mitondra an'Andriamanitra ho tsaraina. Azo atao ho fanambarana ihany koa io. DH: "tsy misy afaka hampiantso azy." # Na dia amin'ny marina aza aho Eto, "amin'ny marina aho" dia midika hoe izaho ilay tokana nanao ny zava-marina . DH: "na dia nanao zava-marina aza aho" na "eny na dia tsy manan-tsiny aza aho" # Na dia amin'ny marina aza aho, ny molotro ihany no hiampanga ahy; ary na dia tsy manan-tsiny aza aho, ireo teniko hanaporofo ahy fa meloka aho. Io andininy io dia maneho hevitra iray miverina indro mba ho fanamafisana. # ny vavako ihany no hiampanga ahy Eto, ny "vava" dia mampiseho ny tenin'i Joba. DH: "ny teniko ihany dia mety hiampanga ahy" na "izay mazaiko dia mety hanameloka ahy" # tsy manan-tsiny "tsy misy hadisoana" # ireo teniko hanaporofo ahy fa meloka aho Ny "teniko" eto dia resahina toy ny hoe afaka mandray anjara. DH: "Hampiasain'Andriamanitra izay lazaiko mba hanaporofoana fa meloka aho" # meloka Ny teny eto dia manana dika hoe "ratsy fanahy" na "meloka"