# Afaka mitombo ve ny zozoro raha tsy misy ketsaketsa? Mametraka io fanontaniana fampisainana roa i Bildada mba hanamafisana ny tiany holazaina ao amin'ny 8:8 . Mila ny fampianaran'ireo razambeny ny olona. DH: "Tsy afa-mitombo tsy misy ketsaketsa ny zozoro." Tsy afaka mitombo tsy misy rano ny volotara." # malazo "maina"