# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto amin'ireto andininy ireto dia misy fihatoana ao amin'ny fizotry ny tantara fototra raha miteny amintsika Jaona ny amin'ny fomba nanatanterahan'ireo tranga ireo ny Soratra Masina ho marina. # mba hahatanteraka ny Soratra Masina DH: "mba hahatanteraka ireo teny izay nosoratan'olona tao amin'ny Soratra Masina" # Tsy hisy ho tapaka na dia iray amin'ny taolany aza Ity dia teny nindramina tao amin'ny Salamo 34. DH: "tsy hisy olona hanapaka ny taolany" # Izy ireo dia hijery Azy izay nolefonin'izy ireo Ity dia teny nindramina avy tao amin'i Zakaria 12.