# Fampifandraisana ny foto-kevitra Efa ora maro no dila ary tonga amin'ny ora faha-enina, ka nanome baiko an'ireo miaramila Pilato ny mba hanomboana an'i Jesosy. # Ary Ity teny ity dia manamarika fihatoana eo amin'ny fizotry ny tantara mba hafahan'i Jaona manome fampahafantarana fototra momban'ny amin'ny Paska izay ho avy sy amin'ny fotoan'andro. # ora faha-enina "manodidina ny mitatao vovonana" # Hoy Pilato tamin'ireo Jiosy Eto ny hoe "ireo Jiosy" dia entina maneho ireo mpitarika Jiosy izay manohitra an'i Jesosy. DH: "Pilato dia nilaza tamin'ireo mpitarika Jiosy" # Tokony hanombo ny mpanjakanareo ve aho? Eto ny hoe "aho" dia maneho ireo miaramilan'i Pilato izay hanao mivantana ny fanomboana. DH: "Tena tianareo ho teneniko ve ny miramilako hoe fantsio amin'ny hazofijaliana ny mpanjakanareo?" # Avy eo dia natolotr'i Pilato azy ireo ho homboina Jesosy. Eto pilato dia manome baiko an'ireo miaramilany mba hanombo an'i Jesosy. DH: "Ka nanome baiko an'ireo miaramilany Pilato mba hanombo an'i Jesosy"