# nivoy Ny sambo dia misy olona roa, efatra, na enina mamoy amin'ny tehin-dakana amin'ny sisiny roa foana ary miara-miasa. # teo amin'ny dimy amby roapolo na telopolo stadio teo Ny stadio iray dia mitovy amin'ny 185 metatra DH: "teo amin'ny dimy na enina kilaometatra" # vonona ny handray Azy tao amin'ilay sambokely izy ireo Izany dia midika fa nitaingina ilay sambokely Jesosy. DH: "izy ireo dia tena faly nandray Azy tao amin'ilay sambokely"