# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Jesosy sy ireo mpianany dia voaasa tamin'ny fanambadiana iray. Ireto andininy ireto dia manome fampahafantarana amin'ny ankapobeny momban'ny fizotry ny tantara. # Telo andro taty aoriana Ny ankamaroan'ireo mpandika teny dia mamaky ity toy ny hoe andro fahatelo taorian'ny niantsoan'i Jesosy an'i Filipo sy Natanaela. Ny andro voalohany dia miseho ao amin'i Jaona 1:35 ary ny faharoa ao amin'i Jaona 1:43. # Jesosy sy ireo mpianany dia nasaina tamin'ilay fampakaram-bady DH: "Nisy olona nanasa an'i Jesosy sy ireo mpianany tamin'ny fampakaram-bady."