# Hamotala Io dia anaram-behivavy. # Libna Io dia anaran-toerana. # Jeremia Io dia manondro lehilahy iray hafa nantsoina hoe Jeremia, fa tsy i Jeremia mpaminany izay nanoratra ity boky ity. # izy Io dia manondro an'i Zedekia.