# Merataima Io dia anarana hafa hiantsoina an'i Babylona. Io anarana io dia midika hoe "fikomiana roa" # Pekoda Io dia anarana hafa hiantsoina an'ireo Kaldeana. Io anarana io dia midika hoe "fitsidihana" # Apetraho eo amin'ny sabatra izy ireo Io dia manondro ny fisiana sabatra izay hidina eo amin'ny olona mba hamono azy ireo. DH: "hamono azy ireo" # izany no fanambaran'i Yaveh Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.