# Ondry very Io dia mampitaha ny vahoakan'Israely amin'ny andian'ondry izay very. # izy ireo dia nanota Ny teny "izy ireo" dia manondro ny vahoakan'Israely.