# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Miresaka amin'ny vahoakan'i Edoma i Jeremia. # Nandre vaovao tamin'i Yaveh Aho Ny teny "Aho" dia manondro an'i Jeremia. # tafio izy Ny teny "izy" dia manondro an'i Edoma. # nataoko Ny teny "-ko" dia manondro an'i Yaveh. # ianao Ny teny "ianao" dia manondro ny vahoakan'i Edoma.