# Hesbona Io no anaran'ny tanànan'ny mpanjakan'i Moaba. # Elale ... Jahaza ... Zoara ... Horonaima ... Eglata-Selisia Ireo dia anaran-tanàna ao Moaba. # Nimrima Io no anaran'ny ony na renirano manakaiky ny ranomasina maty. # izany ny fanambaran'i Yaveh Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.