# Jehokala Io dia anaran'olona. # Selemia Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 36:13. # Zefania zanak'i Mahaseia mpisorona Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 21:1. # ho antsika Ny "antsika" eto dia manondro an'i Zedekia mpanjaka sy ireo vahoakan'i Joda ambony. # Ary tonga i Jeremia ary nankeo amin'ny vahoaka DH: "afaka nandeha tany amin'izay tiany aleha niaraka tamin'ny olon-kafa i Jeremia." # satria mbola tsy natao an-tranomaizina izy "satria tsy nisy nampiditra am-ponja azy" # Tonga avy tany "nanainga avy tany" # fahirano Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 32:1.