# Ary Io teny io dia nampiasaina eto mba hanamariana tranga manan-danja amin'ny tantara. Raha manana fomba hafa azo andikana izany ny teninao, dia azonao atao ny mampiasa izany eto. # Jehody Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 36:13. # tsanganana Ireo dia tsanganan-teny ao amin'ilay horonan-taratasy # notapahin'ny ... izany "norantsanan'ny ... izany