# Koa izay rehetra mamotika anao dia ho potehina, ary izay mpifanandrina aminao rehetra dia ho lasan-ko babo Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny. Ilay faharoa dia manamafy ny hevitr'ilay voalohany. DH: "Ny firenena rehetra izay nanandevo anao dia ho andevozina." # Koa izay rehetra mamotika anao dia ho potehina DH: "koa ireo izay mamotika anao, dia ho potehin'ireo fahavalony" # Fa ireo izay manbabo anao dia ho baboina, ary horobaiko izay mandroba anao. Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny. Ilay faharoa dia manamafy ny hevitr'ilay voalohany. DH: "Ireo fahavalon'ireo izay nangalatra ireo zavatra taminao tanatin'ny ady dia ho ataoko mangalatra azy ireo" # izy ireo dia niantso anao hoe: Ry voaroaka. Ny voaroaka dia olona izay tsy noraisin'ireo vahoaka na navelan'izy ireo hifandray amin'izy ireo. DH: " izy ireo dia niantso anao hoe: Ry nahilika"" na "hoy izy ireo hoe: tsy misy mila anao" # Tsy mba misy miraharaha an'ity Ziona ity DH: "Tsy mba misy miraharaha ny vahoakan'i Ziona"