# mitondra fitsarana eo amin'ny nofo rehetra Izy Ny firenena malaza rehetra dia hiaina ny fitsaran'Andriamanitra. # ny nofo rehetra DH: "ny olombelona rehetra" na "ny olona rehetra" # Hanolotra ireo ratsy fanahy eo amin'ny sabatra Izy DH: "hamono ireo olona ratsy fanahy"