# Hiandry ireo mpiandry ondrinao rehetra ny rivotra DH: "Ho esorina ireo ireo mpitarikareo" # Ianao izay monina any 'Libanona,' izay manorina akany amin' ny sedera DH: "lapa vita amin'ny sedera avy any Libanona" # endrey hamindrana fo aminao rehefa tonga aminao ny fanaintainan'ny asa, fanaintainana izay tahaka ny an'ny vehivavy miteraka DH: "hamindrana fo ianao noho ireo fanaintaina"