# izay mahita ny saina sy ny fo DH: "izay mahafantatra ny fisainana sy faniriana" # namonjy ny ain'ireo izay nampahoriana DH: "namonjy ny olona ory" # teny an-tanan'ireo mpanao ratsy Eto ny teny "tanĂ na" dia manondro ny fahefana. DH: "teny ambanin'ny fahefan'ireo mpanao ratsy"