# Ary Io teny io dia nampiasaina mba hanamarihana fiantombohan'ny tantara. Raha manana fomba hanaovana toy izany ny fiteninao dia azonao atao ny mampiasa izany eto. # Magora-misabiba ianao Io anarana io dia midika hoe "horohoro eny an-daniny sy an-kilany" # Indro DH: "mandraisa lesona amin'izay zavatra ho lazaiko" # ho lavon'ny sabatr'ireo fahavalony izy ireo ary hahita izany ny masonao DH: "ho vonoin'ireo fahavalony amin'ny sabatra izy ireo" # hahita izany ny masonao DH: "hahita izany ianao" # Ho atolotro eo an-tanan'ny mpanjakan'i Babylona ny Joda rehetra Eto ny teny "tanana" dia manondro ny fahefana. DH: "Ho ataoko resin'ny mpanjakan'i Babylona ny Joda rehetra"