# tonga tamiko ny tenin'i Yaveh Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:1. # Tsy afaka manao tahaka ny ataon'io mpanefy io aminareo ve Aho, ry ankohonan'Israely? Eto amin'ity fanontaniana ity Yaveh dia manamafy ny fahefany manao araka izay mahafinaritra Azy amin'Israely. DH: "Mahazo manao fihetsika toy izanyaminao Aho ry zanak'Israely, toy ny fihetsikin'ny mpanefy manoloana ny tanimanga" # izao no fanambaran'i Yaveh Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7. # Indro! Ny teny "indro" eto dia manamafy izay ho ambara manaraka izany. DH: "tokoa!" # Tahaka ny tanimanga eo an-tanan'ny mpanefy—dia toy izany ianareo eo an-tanako Io fehezanteny io dia mamerina izay tsy mazava tao amin'ilay fehezanteny teo aloha amin'ny endrika fampitahana. # mety hanonona zavatra ... Aho DH: "mety hilaza zavatra Aho" na "ohatra, manambara zavatra" # handrodanako, na hamotehako izany Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny ary manamafy ny halehiben'ny ho fitsaran'Andriamanitra. # hihazona DH: "tsy hitondra"