# "Voasoratra tamin'ny penina vy manana tendro diamondra ny fahotan'i Joda ... tandrok'ireo alitaranao izany Ny tsy fitsaharan'ny olona mamerina ny ota fanaony dia toy ny hoe voarakitra an-tsoratra ao am-pon'izy ireo sy ny alitaran'ny sampin'izy ireo ireo ota ireo. # Voasoratra ... ny fahotan'i Joda DH: "Ny vahoakan'i Joda dia efa nanoratra ny fahotan'izy ireo" # Voasokitra ... izany DH: "nataon'izy ireo sokitra izany" # Voasokitra eo amin'ny takelaky ny fon'izy ireo Ireo fahazarana manota lalim-pakan'ireo olona dia resahina toy hoe natao sokitra tao am-po sy sain'izy ireo ny fahotan'izy ireo. DH: "voarakitra ao anatin'izy ireo" # tandrok'ireo alitaranao Ny teny "tandroka" dia manondro ireo zoron'ilay alitara. # tambonin'ny havoana avo Misy amin'ireo dikan-teny moderina no manampy ilay fehezanteny voalohany amin'ilay andininy manaraka amin'ity fehezanteny ity, manao hoe "eny amin'ny havoana avo sy ireo tendrombohitra eny amin'ny tany malalaka."