# tsy hisy na iza na iza hizara sakafo amin'ny fisaonana mba hampiononana azy ireo noho ireo fahafatesana ... tsy hisy hanome kapoaka fampiononana ho an'ny rainy na ho an'ny reniny mba hampiononana azy ireo Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny. Fomba ny maka sakafo na divay amin'ny olona izay maty havana akaiky. Nesorin'i Yaveh teo amin'ireo olona ny fankaherezana noho ny otan'izy ireo. DH: "Aza mankahery olona maty havana" # Yaveh tompon'ny maro, Andriamanitr'Israely Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 7:3. # Indro DH: "Henoy" na "henoy ny zavatra izay ho lazaiko aminareo" # anatrehan'ny masonareo Ny teny "nareo" eto dia manondro ireo vahoakan'Israely. DH: "eo anoloanareo" # andronareo DH: "mandritra ny androm-piainanareo" # ny feon'ny mpampiakatra sy ny feon'ny ampakarina Io dia manondro ireo olona mankalaza fanambadiana.