# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Avy nilaza tamin'ny olona ny momban'ilay hain-tany tamin'ny alalan'i Jeremia mpaminany Yaveh. # noho ny amin'ny anaranao "mba ahafahan'ny tsirairay mahita fa Ianao dia tena lehibe sy mihazona ny fampanantenanao." # Ry fanantenan'ny Israely Io dia anarana hafa niantsoina an'i Yaveh. # ilay tokana izay namonjy azy "ilay mpamonjy" na "ilay nanavotra azy" # Nahoana no tahaka ... tahaka ny mpiady izay tsy afaka mamonjy na iza na iza? Ny teny "tahaka" dia manambara hoe "mitovy amin'ny." # very hevitra tsy afaka ny hatakatra na misaina tsara