# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Miresaka amin'ny vahoakan'i Jerosalema Yaveh. # Asandrato ny masonao "mahatakatra izay hitranga aminao" # Aiza ny andian'ondry izay nomeny anao, ny andian'ondry izay tena tsara tarehy taminao? "noesorina ny olona rehetra" # Inona no ho lazainao rehefa apetrak'Andriamanitra eo aminao ireo izay efa nampianarinao mba ho sakaizanao? DH: "Ireo olona izay noeritreretinareo hoe namanareo dia hisambotra anareo ary hanapaka eo aminareo." # Tsy ireo ve ny fiantombohan'ireo fanaintainana izay hahazo anao tahaka ny vehivavy miteraka? Yaveh dia milaza amin'izy ireo fa ny fisamborana azy ireo dia fiantombohan'ny fanaitainana ho lalovan'izy ireo.