# fandrendrehana fandorana ny vy mba hivadika ho tsiranoka # tany tondra-dronono sy tantely Izany dia midika fa ho tany manankarena sy mamokatra ilay tany, ka hisy sakafo sahaza ny olona rehetra. DH: "ilay tany izay tsara ho an'ny biby fiompy sy ny fambolena"