# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy mitanisa ireo zava-dratsy izay vitan'ny vahoakan'i Joda Yaveh. # ny toerana avon'ny Tofeta Izany no anaran'ilay toerana izay nanaovan'ny vahoakan'Israely sorona tamin'ny andriamanitra sandoka ny zanak'izy ireo tamin'ny fandorana azy ireo tamin'ny afo. # ny lohasahan'i Ben-Hinema Izany no anaran'ilay lohasaha any atsimon'ny tanĂ nan'i Jerosalema, izay nanaovan'izy ireo sorona tamin'ireo andriamanitra sandoka. # amin'ny afo DH: "tamin'ny afo ho atao sorona." # niditra tao amin'ny saiko akory DH: "ary tsy mbola nieritreritra ny amin'ny fandidiana izany Aho" # Koa indro Ny teny "indro" dia manamafy izay hitranga manaraka. # ho avy ireo andro DH: "indray andro any aoriana any" # izany no fanambaran'i Yaveh Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7. # tsy ho antsoina DH: "tsy hiantso izany hoe ... intsony ny olona" # handevina ny faty "handevenan'ny vahoakan'i Joda ny fatin'ireo olona" # mandra-paha tsy misy toerana intsony "tsy misy malalaka tavela"