# Fa izaho Miteny i Jeremia. # feno ny hatezeran'i Yaveh DH: "miara-tezitra tanteraka amin'i Yaveh aho." # Reraky ny mihazona izany aho DH: "Reraky ny tsy mamoaka ny hatezeran'i Yaveh aho" # Arotsaho amin'ireo ankizy eny an-dalana "ireo ankizy eny an-dalana" dia manondro ny ankizy rehetra tao an-tanàna. DH: "hamoaka ny hatezerako amin'ny ankizy ao an-tanàna" # Fa ny lehilahy rehetra dia ho esorina amin'ny vadiny DH: "Satria ireo fahavalo dia hisambotra eny na ny lehilahy miaraka amin'ny vadiny aza." # ny zokiolona rehetra efa nahazo taona Ny "nahazo taona" dia fomba fiteny izay midika fa "tena antitra." Izany dia fanamafisana ny andian-teny "olon-dehibe." DH: "ny olona efa tena antitra." # ho tolorana an'ireo hafa "ho lasa fananan'ny olon-kafa" # miaraka amin'ireo tany sy ny vadin'izy ireo DH:"ireo saha sy ireo vehivavin'izy ireo diaho lasa fananan'olon-kafa." # Fa ho tafiako amin'ny tanako ny mponina ao amin'ilay tany DH: "Fa ampiasa ny heriko Aho hanafihana ny vahoaka miaina ao amin'ilay tany." # izany no fanambaran'i Yaveh Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.