# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: manohy miteny Yaveh. # Miakàra eny amin'ny tanim-boalobony mimanda "miakara eny amin'ireo mandany." Yaveh dia nampitahy ny tanànan'i Jerosalema amin'ny tanim-boaloboka izay misy manda manodidina azy. # Miakàra Miresaka amin'ireo fahavalon'ny mponina miaina ao Jerosalema Yaveh. # Fa aza mamotika tanteraka azy ireo "aza ravana tanteraka izy ireo" # Esory ny voalobok'izy ireo satria tsy avy amin'i Yaveh ireo voaloboka ireo Yaveh dia mampitaha ny fomba handringanan'ireo fahavalon'i Jerosalema azy toy ny fomba fanapahan'ny olona ny ratsam-boaloboka. DH: "Handringana ireo olona ratsy fanahy satria izy ireo dia tsy avy amin'i Yaveh." # ny taranak'Israely sy Joda DH: "ny vahoakan'Israely sy Joda." # izany no fanambaran'i Yaveh Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7. # Niresaka diso momban'i Yaveh izy ireo Io dia azo adika koa hoe: "niresaka lainga mahakasika Ahy izy ireo" # tsy hisy ratsy ho avy amintsika, ary tsy hahita sabatra na mosary isika Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny, Ilay faharoa dia mazava kokoa noho ilay voalohany. # tsy hisy ratsy ho avy amintsika Io fomba fiteny io dia midika fa "tsy hisy zava-dratsy hitranga amintsika." # tsy hahita sabatra na mosary isika DH: "ary tsy hiaina anaty ady na mosary isika."